EDITO

Parvis de l’hôtel de ville :
Malgré le fait que la CENI ait déjà été dessaisie de facto au profit de la HCC, Ravalomanana et consorts continuent à squatter le parvis de l’hôtel de ville pour protester contre les résultats provisoires du second tour de la présidentielle.

Zandarimariam-pirenena :
Efain’ity vondrona sady miaramila no manao asan’ny polisy ity amin’ny vidiny lafo indrindra ny ady amin’ny tsy filaminana, indrindra ambanivohitra. Nahatratra 18 tokoa ireo olony no lavo teo amin’ny fiarovana ny olona sy ny fananany ny taona 2018 lasa iny.

Gendarmerie Nationale :
Ce corps d’élite à la fois militaire et policier paye chaque année au prix fort la lutte contre l’insécurité, notamment rurale. En effet, 18 de ses éléments ont perdu la vie l’an 2018 dernier dans sa mission de protection des personnes et de leurs biens.

Loza nahafaty olona :
Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana mpandeha iray sy nandratrana vitsivitsy hafa teo amin’ny 7 kilometatra afaka an’Ankazobe mankaty Antananarivo, ny 2 janoary teo. Avy any Ambilobe ity taksiborosy Sprinter nivoaka fiolahana ity.