EDITO

Pfnoscm/Voifiraisana
Cette « Plateforme Nationale des Organisations de la Société Civile de Madagascar » appelle à l’arrêt des propos provocateurs et haineux dans les médias et notamment sur les réseaux sociaux.

Etazonia
Zazakely milanja 6,4 kilao, Ali James Medlock, no teraka tao Texas ny 2 janoary teo. Natao « césarienne » ny reniny, ary izy no tompon-daka any Texas amin’izay sokajy izay hatreto.

Etats-Unis
Un bébé pesant 6,4 kg nommé Ali James Medlock est né le 2 janvier dernier au Texas. Né par césarienne, ce bébé détient le record du Texas en la matière.

Atsimon’ny nosy
Eo foana ny kere na mosary amin’ny distrika maromaro, indrindra ao Amboasary-Atsimo noho ny haintany. Intelo na inefatra latsaka fotsiny ny orana ohatra tao amin’io tanàna io tamin’ny taona lasa.