EDITO

France
L’ « Acte VIII » du mouvement des gilets jaunes s’est déroulé ce samedi 5 janvier 2019 dans plusieurs grandes villes dont Paris, Bordeaux, Toulouse et Lyon.

Lapan’ny tanàna Analakely
Naparitaky ny mpitandro tamin’ny alalan’ny grenady mandatsa-dranomaso ireo mpomba an-dRavalomanana, nisy ny voasambotra tamin’izy ireo. Nisy koa nahatrarana « cocktails Molotov ».

Hôtel de ville Analakely
Les manifestants pro-Ravalomanana ont été interdits d’accès au parvis de l’hôtel de ville et dispersés à coups de grenades lacrymogènes ce jour. Des arrestations ont été également opérées. Des cocktails Molotov ont été saisis.

Pfnoscm/Voifiraisana
Miantso ity vondrona fikambanana ao fiarahamonim-pirenena eto Madagasikara ity, mba hitsaharan’ny teny feno fiantsiana sy fankahalana any anaty filazam-baovao sy tambazotran-tserasera