EDITO

Décès du doyen des Américains :
Richard Overton, l’homme le plus âgé des Etats-Unis est mort le 27 décembre 2018 dernier à l’âge de 112 ans à Austin, Texas, Etats-Unis.

Brezila :
Voarara tsy mahazo mivoaka any ivelany ilay kintan’ny baolina kitra brezilianina Ronaldhino. Izany dia noho izy tsy nahahefa ny lamandy 2 tapitrisa euros eo ho eo, azony noho ny fanamboarana trano amina faritra arovana ara-tontolo iainana.

Brésil :
La star brésilienne de football Ronaldhino est interdite de sortie du territoire par la justice. Ceci, pour ne pas s’être acquitté d’une amende d’environ 2 millions d’euros, pour avoir fait construire une maison dans une zone environnementale protégée.

Angers Lafrantsa :
2 taonina sy sasany no lanjan’ny ditin-drongony avy any Maraoka tratran’ny polisy frantsay tamin’ny alakamisy teo, zava-mahadomelina izay mitetim-bidy eo amin’ny 25 tapitrisa euros eo.