Actualités
- A LA UNE
- ACTUALITES
-
Ny delegasiona avy amin’ny Emirats Arabes Unis izay notarihan’ny Sheikh Shakhboot BIn Nahyan Al Nahyan
-
ARAI: Sampanasa misahana ny fakana sy fanagejana ireo fananana azo amin’ny fomba tsy ara-dalàna.
-
Tetikasa Tanamasoandro, ny firosoana amin'ny ekonomia nomerika :
-
Andry Rajoelina dans l’Alaotra-Mangoro Réhabilitation de 2 ponts de la RN2
EDITO
-
Be no efa vita fa mbola marobe ireo ho tontosaina
19 Janoary 2019, 19 Janoary 2022. Feno telo taona katroka ny nandraisan’ny filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA fahefana. Fototrafitr’asa maro no efa vita, ary mitohy ny fanatanterahana ny velirano izay nifanaovany tamin’ny vahoaka.
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 917
Incendie chez RLM Communication
Le siège du groupe de presse de Mbola Rajaonah, opérateur économique, proche conseiller de Hery Rajaonarimampianina puis de Marc Ravalomanana, a été la proie des flammes ce matin de très bonne heure. Incendie criminel, accidentel ou encore voulu par le propriétaire?
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 1391
Israely
Tsy azo atao intsony ny manao firaisana ara-nofo asiana tambiny, nanomboka ny 31 desambra teo. Ity firenena ity no fahafolo eran-tany miady amin’ny fomba ofisialy ho amin'ny famongorana ny fivarotan-tena..
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 935
Israël
Depuis le 31 décembre dernier, il est interdit d’avoir des relations sexuelles contre rémunération. Ce pays est ainsi le dixième au monde à lutter officiellement contre la prostitution.
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 1114
Valan’aretina kitrotro
Maro ny matin’ny kitrotro izay mamely distrika maro eto amin’ny nosy, toa an’Antananarivo, Ambato-Boeny ary Toamasina.