EDITO

Papa François :
Ho tonga eto Madagasikara izy amin’ny volana septambra izao, ka Antananarivo, Toamasina ary Morondava no ho tsidihany amin’izany.

Beloha Androy :
La mise en place d’un pipeline mesurant 225km pour alimenter la population de l' Androy en eau potable débutera au mois d’avril, selon le Président sur les lieux.

Beloha Androy :
Atomboka ny volana avrily izao ny fanamboarana fantsona lehibe hitarihana rano madio ho an’ ny vahoakan’ Androy, hoy ny filoham-pirenena tany an-toerana.

Fitsidiamparitrin’ ny Filoha :
Ny fitsidihana voalohany nataon’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina dia an’Ampanihy sy Beloha ao amin’ny faritra Androy ary nanomboka omaly 29 janoary 2019.