Actualités
- A LA UNE
- ACTUALITES
-
Ny delegasiona avy amin’ny Emirats Arabes Unis izay notarihan’ny Sheikh Shakhboot BIn Nahyan Al Nahyan
-
ARAI: Sampanasa misahana ny fakana sy fanagejana ireo fananana azo amin’ny fomba tsy ara-dalàna.
-
Tetikasa Tanamasoandro, ny firosoana amin'ny ekonomia nomerika :
-
Andry Rajoelina dans l’Alaotra-Mangoro Réhabilitation de 2 ponts de la RN2
EDITO
-
Be no efa vita fa mbola marobe ireo ho tontosaina
19 Janoary 2019, 19 Janoary 2022. Feno telo taona katroka ny nandraisan’ny filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA fahefana. Fototrafitr’asa maro no efa vita, ary mitohy ny fanatanterahana ny velirano izay nifanaovany tamin’ny vahoaka.
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 1616
Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy Andriantongarivo :
Mampanantena fa havaozina ny Lalàna mifehy ny Serasera, ary tsy hisy ny fanakatonana fahitalavitra na fampielezam-peo.
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 1557
Etazonia :
Misy rivotra mamirifiry manenika ireo fanjakana avaratr’i Etazonia, mahatratra miiba 50°C ny maripana ary efa telo no maty hatreto.
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 1717
Etats-Unis :
Un vent glacial pouvant descendre jusqu’à -50°C frappe les Etats du nord des Etats-Unis, faisant à ce jour 3 morts.
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 1656
Réhabilitation d’un patrimoine :
Le Palais de la Reine à Manjakamiadana sera réhabilité avant le 26 juin 2020, a déclaré le Chef de l’Etat dimanche dernier.