EDITO

Grand Sud
La famine est toujours présente dans plusieurs districts et en particulier à Amboasary-Sud, en raison de la sécheresse. La pluie ne serait tombée que 3 ou 4 fois dans cette localité l’an dernier.

Rivo Rakotovao :
Ny filoham-panjakana mpisolo toerana Rivo Rakotovao dia manomana ny lanonana fifampiarahabana tratry ny taona ny 7 janoary izao eny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha. Izany, na dia ho tonononin’ny HCC ny ampitso 8 janoary 2019 aza ny anaran’ny Filohan’ny Repoblikan’ny Madagasikara vaovao.

Rivo Rakotovao :
Le chef d’Etat par intérim Rivo Rakotovao organise le 7 janvier prochain la traditionnelle cérémonie de présentation de vœux au Palais d’Etat d’Iavoloha. Et ce, nonobstant le fait que le nom du nouveau Président de la République de Madagascar sera annoncé par la HCC le lendemain 8 janvier 2019.

Maty ny zokiolon’ny Amerikana :
Maty tamin’ny faha-112 taonany ny 27 desambra 2018 teo tany Austin, Texas, Etazonia i Richard Overton, antitra indrindra amin’ireo Amerikana.