EDITO

Angers France :
2 tonnes et demi de résine de cannabis provenant du Maroc ont été saisies jeudi dernier par la police française. Cette drogue est évaluée à 25 millions d’euros.

Fidiran’ny mpianatra :
Raha ny tokony ho izy, tapitra manomboka ny alatsinainy 7 janoary izao, daty fidiran’ny mpianatra ny fialantsasatra hoan’ireo sekoly rehetra.

Reprise des cours :
La récréation sera normalement bel et bien terminée pour les établissements scolaires à partir du lundi 7 janvier 2019, date officielle de la rentrée scolaire.

Tokotanin’ny lapan’ny tanàna :
Na dia tsy misahana intsony ny fikirakirana ny voka-pifidianana fihodinana faharoa aza ny CENI fa efa andraikitry ny HCC izany, dia mbola dongin-dRavalomanana sy ny namany ihany ny tokontanin’ny lapan’ny tananan’Antananarivo ho fanoherana ny voka-pifidiana vonjy maika.