Actualités
- A LA UNE
- ACTUALITES
-
Ny delegasiona avy amin’ny Emirats Arabes Unis izay notarihan’ny Sheikh Shakhboot BIn Nahyan Al Nahyan
-
ARAI: Sampanasa misahana ny fakana sy fanagejana ireo fananana azo amin’ny fomba tsy ara-dalàna.
-
Tetikasa Tanamasoandro, ny firosoana amin'ny ekonomia nomerika :
-
Andry Rajoelina dans l’Alaotra-Mangoro Réhabilitation de 2 ponts de la RN2
EDITO
-
Be no efa vita fa mbola marobe ireo ho tontosaina
19 Janoary 2019, 19 Janoary 2022. Feno telo taona katroka ny nandraisan’ny filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA fahefana. Fototrafitr’asa maro no efa vita, ary mitohy ny fanatanterahana ny velirano izay nifanaovany tamin’ny vahoaka.
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 788
Rivo Rakotovao :
Durant sa présentation des vœux du nouvel an à la population lundi dernier, le chef de l’Etat intérimaire a souligné son souhait pour que chacun attende les résultats officiels du deuxième tour de la présidentielle dans le calme. « Il faut que nous sachions gagner, et que nous sachions perdre », a-t-il affirmé.
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 795
Andry Rajoelina :
«Anio 1 janoary 2019, pejy vaovao no misokatra ho an’i Madagasikara malalantsika. Havaditsika ho asa ireo vina napetraka » isan’ny teny nasongadin’ity kandidà mitarika amin’ny fifidianana filoham-pirenena ity izany , tao amin’ireo tambazotran-tserasera.
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 760
Andry Rajoelina :
« Aujourd’hui 1 janvier 2019, s’ouvre la page d’un nouveau livre pour notre patrie. Ensemble, nous allons écrire une nouvelle Histoire de Madagascar. Nous transformerons notre vision en actions » a souligné entre autres le candidat en tête à la présidentielle hier, sur les réseaux sociaux.
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 878
Toetry ny andro :
Vinavinaina hisy rotsak’orana amin’ny faritra maromaro ety afovoan-tany anio 31 desambra sy rahampitso 1 janoary 2019.