EDITO

Météo :

Selon les prévisions, il pleuvra dans plusieurs régions centrales de l’île aujourd’hui 31 décembre et demain 1 janvier 2019.

Korea Avaratra :

Mampanantena ny hihaona matetika kokoa amin’ny filohan’ny Korea Atsimo Moon Jae-in ny filoha koreana tavaratra Kim Jong-un amin’ny taona 2019. Izany hoy anaty taratasy nalefany, dia ho fitsinjovana ny filaminana, sy hamahana ny olan’ny fanesorana ny fitaovam-piadiana nokleary any an-toerana.

Corée du Nord :

Le président nord-coréen Kim Jung-un promet de rencontrer plus souvent son homologue de la Corée du Sud Moon Jae-in en 2019. Ceci précise-t-il dans une lettre, pour promouvoir la paix et trouver des solutions pour la dénucléarisation de la péninsule.

Etazonia :

Henjehina any Los Angeles ilay mpihira rap amerikana Chris Brown, noho ny fitazomana biby voaharo tsy nahazoana alalana. Efa naveriny izy io. Amin’ny 6 febroary 2019 ny fotoam-pitsarana.