EDITO

Etats-Unis :

Le rappeur américain Chris Brown est poursuivi par la justice à Los Angeles pour avoir détenu sans autorisation un singe, animal protégé. Interpellé, il a rendu l’animal. Son procès est fixé au 6 février 2019.

Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana (HCC) :

Fitarainana 90 no voarain’ny HCC hatramin’ny androany, fe-potoana farany fandraisana izany. 9 andro nanomboka ny 27 desambra, daty namoahan’ny CENI ny vokatra vonjy maika no hanaovany ny fanapahana rehetra momba ireo.

Haute Cour Constitutionnelle (HCC) :

90 requêtes ont été déposées à ce jour, dernier délai pour les recevoir. La HCC dispose de 9 jours à compter du 27 décembre, date de proclamation des résultats provisoires par la CENI, pour trancher à leur sujet.

Japon :

Gadra voaheloka ho faty 2 no nahantona ny alakamisy teo vao maraim-be. 15 izany nandritra ny taona 2018, ary 36 hatramin' ny niverenan’ny Praiministra Shinzo Abe teo amin’ny fitondrana ny volana desambra 2012. (20 minutes.fr)