Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana (HCC) :
Fitarainana 90 no voarain’ny HCC hatramin’ny androany, fe-potoana farany fandraisana izany. 9 andro nanomboka ny 27 desambra, daty namoahan’ny CENI ny vokatra vonjy maika no hanaovany ny fanapahana rehetra momba ireo.