Socials

Trano biriky lehibe iray no may tetsy Ambavahadimitafo, tokony ho tamin'ny 12 ora sy sasany teo.

L’Etat avance dans la prise de mesures en vue de lutter contre les violences basées sur le genre. D’après une note circulaire signée par le Garde des sceaux, Ministre de la Justice, Andriamahefarivo Johnny Richard, la Chaine Pénale Anti-Violences Basées sur le Genre en abrégé CPA-VBG sera mise en place afin de faire cesser l'impunité, de prévenir la recrudescence de ce phénomène ainsi que d'offrir une protection sociale appropriée aux victimes.

 25 taona taty aorian’ny nahamay azy, vita ny fanarenana ny rovan’i Manjakamiadana sy Besakana..

Ny 6 novambra ho avy izao,  no ho tanterahana ny fitokanana izany.

Nodimandry alina ilay zazavavy kely 7 taona, voaholana tetsy Anosibe. Araka ny loharanom-baovao, dia efa voasambotra ny tovolahy iray 16 taona,

Fety voadidy ho hamasinina eo anivon'ny fiangoanna katolika isan-taona ny 1 novambra hanamarihana ny fetin'ny olomasina hoy i Mompera Thierry, Pretra Katolika. Isan'ny nanamarika izany ireo eglizy katolika teto Madagasikara.

Miaramila manodidina ny 550 amin’izao miasa  manampy ireo vahoaka tratran’ny tsy fanjarian-tsakafo sy ny hain-tany any amin’iny faritra Atsimon’ny nosy.

 

Manoloana ny zava-misy any amin’ny faritra Androy sy Anosy ary any amin’ny faritra Atsimo andrefana noho ny hain-tany sy  ny tsy fanjarian-tsakafo, tapakevitra ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena fa andefa miaramila hitsabo sy hanampy ireo vahoaka any an-toerana izay mitondra ny anarana"Bataillon Multi-Mission".