EDITO

FITATERANA:
Mitohana ny lalana Andavamamba - Ankazomanga, efa ho tapa-bola izay

 

COVID 19:
Manasazy ireo olona tsy manao arovava orona ny pôlisy eo Ilanivato

 

KRISMASY 2020:
Tsy hitovy tamin'ny taon-dasa ny fankalazana noho ny valan'aretina Covid 19 (Olotsotra)

 

FETIN'NY FARAN'NY TAONA:
Efa voafandrika avokoa ny ankamaroan'ireo toeram-pilanonana