EDITO

ANTENIMIERANDOHOLONA VAOVAO:
Hiatrika fivoriana voalohany amin'ny 19 janoary 2021

 

RAHARAHA FANONDRANANA VOLAMENA:
Hanokatra fanadihadiana lalina ny kômisiôna eny amin'ny antenimerampirenena

 

12 JANOARY:
Andron'ny manamboninahitra malagasy, nankalaza io daty io ireo manamboninahitra androany

 

RN 6;
Miha-simba ny lalana miainga avy eo Ambondromamy hatrany Antsiranana