EDITO

OLAN'NY KRAOMITA MALAGASY:
Efa misy ny marimaritra iraisana hoy ny ampahan'ireo mpiasa

 

FAMPIANARANA:
Nanampy ireo mpianatra mendrika ao amin'ny distrikan'i Moramanga ny fikambanana "AMOR" 

 

COVID 19:
Ho hentitra ny fanaraha-maso ireo olona tsy manao arovava orona (Prefektiora)

 

FAMATSIANA VARY:
Manararaotra mampiakatra ny vidim-bary zanatany eny an-tsena ireo mpivarotra