EDITO

FILOHA ANDRY RAJOELINA:
Hitafa amin'ny vahoaka malagasy rahampitso 31 desambra amin'ny 8 ora alina

 

IMERINTSIATOSIKA:
Mitohy ny fanadihadiana ataon'ny zandary taorian'ilay tranga nahafaty tovololahy iray sy namotehana ny tobin'ny zandary

 

ANALAMAHITSY:
Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina tetsy Analamahitsy ny maraina teo

 

LALAMPIRENENA:
Nitombo ny isan'ireo fiara mifamoivoy hoy ny mpamily Taxi-Brousse