EDITO

FAMPIANARANA:
Saika efa nahavita ny fandaharam-pianarana 2019-2020 avokoa ireo sekoly ary efa nanomboka ny 2020-2021

 

TAKAITRA NAVELAN'NY COVID 19:
Vinavinaina ho 76,6% ny tahan'ny fahantrana eto Madagasikara amin'ny 2022 hoy ny Banque Mondiale

 

FETIN'NY FARAN'NY TAONA:
Manao tohi-vakana ny fanampiana anatn'ny fikambanana samy hafa ho an'ireo sahirana isam-pokontany eto andrenivohitra

 

SAINTE MARIE:
Mahaliana ireo mpizahantany malagasy ny miala sasatra ao amin'ity nosy ity