EDITO

MATSOHELY ANDAPA:
Zazavavy 11 taona  naolan'ireo tovolahy miisa 3, tao Marofinaritra kaomina Matsohely distrika Andapa omaly

 

IHOSY:
Sarona ny lehilahy iray mpanamboatra sy mpamatsy basy ireo dahalo mpanafika any amin'ny faritra Menabe

 

TANJOMBATO:
Lehilahy iray tsy fantam-pihaviana maty teo amoron'ny tanin'anana

 

FIFAMOIVOIZANA:
Mitohana ny fifamoivoizana noho ny fahabetsahan'ireo mpiantsena tonga eto andrenivohitra