EDITO

FIFAMOIVOIZANA;
Niverina indray ny fitohanan'ny fifamoivoizana eto andrenivohitra

 

FAMATSIANA VARY;
Ho avy tsy ho ela ireo vary amidy amin'ny vidiny mora, nafaran'ny fanjakana

 

RMDM;
Mikasa haka fitondrana an-keriny mialohan'ny taona 2023

 

MINISTERAN'NY RAHARAHAM-BAHINY;
Nangataka ny hanohizana ny fanadihadiana ireo malagasy tratra tany Afrika Atsimo sy hamerenana ireo volamena 73,7 kgs eto Madagasikara