Koa asaiko manokana ianao izay lavitra sy manaraka etoana amin'ireo fitaovan-tserasera rehetra mba hanaraka mivantana ny lanonana eny Anatirova rahampitso 06 novambra 2020 manomboka amin'ny 10 ora maraina.
Fa ireo lasa lavenona dia nitsangana indray mba hamelona ny hambompom-pirenena sy ny fitiavan-tanindrazana ao am-pontsika Malagasy.
Masina ny Tanindrazana!