A la une

L‘ Etat renforce sa stratégie pour prendre en charge les patients de la covid 19. Deux CTC 19 viennent s’ajouter à ceux déjà existants à Antananarivo, notamment le CTC 19 Soamandrakizay et le CTC 19 Ankorondrano.

                                                                                                               

Nohamafisina nandritra ny Filankevitry ny Minisitra ny fanatanterahana ireo fepetra rehetra nambaran’Atoa Filoha nandritra ny kabary nataony hoentina miatrika ny ady amin’ny fihanaky ny valanaretina COVID-19: 

ADY AMIN'NY COVID-19 - Ireo fepetra mihatra manomboka rahampitso Alahady 04 aprily 2021 ary mandritra ny 15 andro manaraka, izay nambaran' Andriamatoa Filohan'ny Repoblika, Andry RAJOELINA nandritra ny lahateniny:

Nohamafisina nandritra ny Filankevitry ny Minisitra ny 31 martsa ny fepetra rehetra noraisina ary ny paika sy ny drafitra hoentina miatrika ny ady amin’ny fihanaky ny valanaretina COVID-19:
Araka izany :

Henin-kaja, henim-boninahitra ny fanjakana tamin'ny fandevenana ny filohan’ny Repoblika teo aloha Amiraly Didier Ratsiraka. Vahoaka an’aliny no nanao veloma farany azy tamin’ny lalana rehetra nandalovany, niainga teny amin’ny hopitaly miaramilan’i Soavinandriana ka hatrany amin’ny fasan’ny mahery fo Avaratr’Ambohitsaina.

Nisy ny fikaonandoha notanterahana natao ny faha 25 Martsa 2021 tao amin’ny lapam-panjakana Iavoloha, niarahan’ny Académie Nationale de Médecine de Madagascar (ANAMEM) sy ny fitondram-panjakana notarihin’ny Filohan'ny Repoblika, Andriamatoa Andry Rajoelina.