ADY AMIN'NY COVID-19 - Ireo fepetra mihatra manomboka rahampitso Alahady 04 aprily 2021 ary mandritra ny 15 andro manaraka, izay nambaran' Andriamatoa Filohan'ny Repoblika, Andry RAJOELINA nandritra ny lahateniny:







Centre de Traitement Covid-19
izay misy mpitsabo miasa andro aman'alina ahafahana maka torohevitra sy toromarika mikasika ny fitsaboana ny marary.















