Hoantsika eto Madagasikara nitafa tamin'ireo ankizy solofo dimbin'ny ala aho, tamin'ny alalan'ny fandaharana manokana DEMOKR’ANKIZY.Ny ankizy sy ny tontolo andrandrainy sy afaka atolotra azy ireo no votoatin-dresakay.
Ho arahanao eto amin’ny pejy Andry Rajoelina sy ireo haino amanjery isankarazany izany rahampitso amin'ny 08ora alina.