Ity no mitsena anao vao mivoaka ny seranam-piaramanidina. Saingy dia lasan’ny rivodoza izy ary tsy nisy nanamboatr intsony. Hamerenana ny reharehan’i Toamasina dia amboarintsika ity lalana ity ankehitriny, ary ampiakarina hahatratra 6metatra ny haavony mba tsy hatahotra loza voajanahary intsony. Hohatsaraina ihany koa ny tora-pasika manamorona azy.