Androany, lalana tsara tarehy, malalaka sy mafy tsara ary mateza mahazaka ny toetr'andro eto Toamasina no tokanantsika mba hanatsara ny andavanandron'ny mponina.