A la une

 

 Notanterahina teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny 21 oktobra 2021 ny fihaonan’ny Fitondram-panjakana Malagasy izay notarihin’ny Filoha Andry

RAJOELINA, tamin’ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta sy ireo solontena ara-diplomatika miasa eto Madagasikara ary ireo mpiara-miombon'antoka ara-teknika sy ara-bola.

 

 Le Président de la République Andry Rajoelina a signé le 15 octobre 2021, l'engagement de l'État Malagasy pour le Fonds d’Urgence Sanitaire Nationale lors d'une cérémonie qui s'est tenue au Palais d’État d’Ambohitsorohitra.

 

 Nandritra ny fankalazana ny faha 130 taonan'ny Hopitaly Miaramila Soavinandriana (HOMI) sy ny  fitokanana ny sampana vonjy aina nasiam-panavaozana eo anivon’ity hôpitaly ity, ny 12 oktobra 2021,

 

Tontosa androany 7 oktobra 2021 ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny Faritra faha-23 eto Madagasikara, dia i Vatovavy, rehefa avy nandalo dingana sy an-tanan-tohatra maro. Natolotra amin’ny fomba ofisialy ho an’ny vahoakan’i Vatovavy ihany koa ny Governoram-paritra izay vao notendrena nandritra ny Filankevitry ny Minisitra farany dia ny Dr. RANDRIARISON Maurice Lucien.

 

 Dans le cadre du Plan Émergence Madagascar (PEM) et pour la concrétisation du Velirano Numéro 4 relatif à la promotion de l’éducation, l’État Malagasy décide de mener des actions structurantes et innovantes afin d'améliorer la santé, l’épanouissement et le bien-être des élèves Malagasy au niveau des établissements scolaires publics dans toute l'île.

 

 Le Président de la République Andry Rajoelina a assisté ce 01 octobre 2021 à l’inauguration de l’usine NUTRISUD à Fort-Dauphin. Il s’agit d’un projet initié par la

Première Dame Mialy Rajoelina qui a apporté sa pierre à l'édifice dans la mise en place de solutions pérennes contre la malnutrition et le kere dans le Sud grâce au projet AVOTSE.