EDITO

FATY OLONA TETSY 67 HA : Lehilahy iray mpitarika posy
no hita faty teny amoron-dàlana ny maraina teo.

FIFIDIANANA FIHODINANA FAHAROA : Samy namita ny
adidiny ireo kandidà Andry Rajoelina sy Ravalomanana Marc.

CENAM : Namoaka mpiofana momban'ny asa tanana miisa
151 mianadahy omaly.

TANJOMBATO : Raim-pianakaviana nitsoraka teo Ikopa, roa
andro taty aoriana vao hita ny razana.