EDITO

PREFEN'NY POLISY ANTANANARIVO : "Tsy 'possible' izany
hoe minisitry ny 'Intérieur' hangala-bato izany, tsy 'possible'."

MAHAJANGA : Misy mpifidy nomena hatramin'ny 30.000 Ar
mba hifidy LF25 t@'ny birao fandatsaham-bato sasantsasany.

OLANA TSARAMASAY : Mividy sy manodikodina ny safidin'ny
mponina eny an-toerana ny iraky Ravalomanana Marc.

ANDRY RAJOELINA MIVADY: Tao amin'ny Lycée Agricole
Ambatobe izy ireo no nifidy, tamin'ny 08 ora maraina.