Maro amin’ireo olona no misafidy ny ijery fampisehoana rehefa tonga ny alatsinain'ny pentekosta tahaka izao. Betsaka ihany koa ny mpikarakara hetsika aman-danonana sy ireo toerana mety ahitana izany, tamin’ity androany ity.
Anisan'ny nanintona mpijery sy mpankafy maro ny fampisehoana tao Antsahamanitra sy tao amin’ny Coliseum Antsonjombe.
Tiavina ANDRIANJAFITSEHENO