Fotoana fifampizarana ny manta sy ny masaka ihany koa ny fotoan-tsarotra toy izao.
Teto Mahanoro dia fifaliana ho anay mivady ny nanolotra sakafo mafana sy ara-pahasalamana ho an’ireo traboina teto an-toerana. Ankasitrahana ry Masera teto amin'ny « Notre Dame de la Paix » tamin'ny tolo-tanana nahafahana nanatanteraka izany
Nomena tosika fameno 100000 Ar avy hatrany avokoa moa ireo ray aman-dreny rehetra tonga nanatrika izany.