🔴 Tranga vaovao 294 tamin'ireo 1204 nanaovana fitiliana.
Analamanga 174
Atsinanana 18
Diana 22
Alaotra Mangoro 3
Haute Matsiatra 2
Boeny 8
Vakinankaratra 3
Sava 19
Atsimo Andrefana 9
Menabe 1
Analanjirofo 12
Anosy 11
Ihorombe 5
Atsimo Atsinanana 2
Sofia 5
👍 Sitrana: 119
Analamanga 44
Atsinanana 6
Haute Matsiatra 3
Boeny 23
Vakinankaratra 1
Sava 15
Atsimo Andrefana 1
Menabe 4
Analanjirofo 7
Ihorombe 2
Melaky 13
🏥 Isan'ireo manaraka fitsaboana: 2 394
⚠️ Tranga misy fahasarotana: 250
⚰️ Namoy ny ainy: 05
Analamanga 1
Atsinanana 2
Alaotra Mangoro 1
Sava 1