
Manatona ny Tobim-pahasalamana fototra (CSB 2) ahazoana ny fitsaboana sahaza. Aorian'ny fizaham-pahasalamana dia mahazo fanafody maimaimpoana ary mitoka-monina any an-trano (auto-confinement). Raha misy zavatra tsy azo azo dia miverina mamonjy ilay CSB 2 nanaovana fizaham-pahasalamana.

Mamonjy ny CTC-19 Village Voara Andohatapenaka, CTC-19 Mahamasina, ary ny CTC-19 Ivato izay hisokatra tsy ho ela.

CHUJRA Ampefiloha
CHUJRB Befelatanana
CHU Anosiala
CHU Andohatapenaka
CHU Fenoarivo...
Ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka dia manentana antsika rehetra hanaraka ireo fepetra sy lamina noraisin'ny Fitondram-panjakana hisorohana ny fiparitahan'ny valanaretina covid-19.