Lehibe loatra ny fitiavana nasehonareo ahy teto Bekily. Mino sy manantena aho fa hanampy ahy ianareo amin’ny 19 desambra izao, ahafahantsika manova ny tantara. Tsy tonga tanam-polo anefa aho fa nitondra fanomezana ho an’ny fiangonana Loterana teto an-toerana amin’ny maha kristianina ahy. Lehibe ihany koa ny fitiavako anareo.
TSY MAINTSY MANDRESY ISIKA.