Mitsidika manokana anareo eto Tongarivo aho. Toerana isan'ny maro tanora indrindra eto. Filoha tanora, mitsinjo ny tanora ary mitsinjo ny rehetra no mendrika anareo. Fidio ny laharana 13 amin'ny 19 desambra. Anjaran'ny tanora amin'izay ny manavotra an'i Madagasikara.