Hita mitombo vatana sy tomady ary lasa manana saina matsilo any an-tsekoly ireo zaza malagasy any Atsimo hatramin’ny nihinanan'izy ireo ny « Kapik’Naka ».

Ravoravo izahay mihinana ny « Kapik’Naka », hoy i MIZA Varahilala, 12 taona, kilasy faha-fito, avy ao amin’ny kaominina Maroalipoty, Ambombe - Androy.