Teto Ambalankindresy indray, kaomina iray anatin’ny distrikan’Ambohimahasoa, dia ny tsy fandriampahalemana nampijaly ny mponina an-taona maro no nitondram-bahaolana. Tafapetraka ary notokanana teto ny DSS na ny « Détachement Spécial Sécurité Ambalakindresy ». HIsy miaramila ampy fitaovana hitoby mandavan-taona eto. Hisy fiantsonan’ny angidimby ihany koa.
Tsy ho faritra mena noho ny asan-dahalo intsony Ambohimahasoa.