Koa am-pitiavana no anoloranay mivady ity fanomezana ity ho anao.
Manan-danja lehibe aminay ny fahasalamanao ary mitondra anao am-bavaka izahay amin’izao ady atrehanao izao.
Mankahery ary mirary soa sy fahasitranana haingana ho anao. Santatra am-bava rano ny anio, fa tsy hisy ho adino ireo marary rehetra na eny anivon'ny hopitaly na ny CTC eto andrenivohitra na any amin'ny faritra