Very olomanga, tia tanindrazana isika Malagasy. Mirary fiononana feno hoan’ny fianakaviany, ny fianakaviamben’ny foloalindahy, ny Malagasy iray manontolo . Hitondra teny fahatsiarovana sy fampiononana hoantsika rehetra izaho Filoha Andry Rajoelina anio manoloana izao famoizana ray amandreny teto amin’ny firenena izao.