Famatsiam-bola tsy averina mitentina 150 tapitrisa dolara no azontsika mba ho fanohizana sy fanitarana ireo tetik'asa fiahiana ara-tsosialy. Mponina 4 tapitrisa amina distrika 23 anatina faritra 14 no hisitraka izany noho ity fanampiana ity.