Misy ny maizina, misy ny mazava
Misy ireo mpandrava, misy ny manangana sy manorina.
Ary isika dia tsy hanaiky ho resen’ny ratsy, fa ho resentsika amin’ny soa ny ratsy.
Ho resentsika amin’ny asa ny ratsy. Izao sy ianao, isika rehetra no hametraka ho avy tsaratsara kokoa, mendrika kokoa hoan’ny Malagasy rehetra.