Fampiofanana amin'ny sehatry ny Fambolena, Faritra Antsinanana
Ny Governora RAFIDISON Richard Théodoreny, amin'ny maha filohan'ny "Conseil Régional de Formation Agricole" azy, no nitarika ny fotoana ny alatsinainy faha-23 Novambra tetsy amin'ny Hôtel Neptune