Haintrano
Nirehitra omaly sabotsy 2 febroary ny biraon'ny sampan-draharahan'ny Fananan-tany ao Antsiranana. Tsy mbola fantatra izay antony nahatonga ny loza.