EDITO

Filankevitry ny ministra maika
Niantso Filankevitry ny ministra tampoka ny Filoham-pirenena io alahady 3 febroary 2019 io, hamantarana izay tokony hatao anatrehan' ireo fihotsahana vatobe mahafaty olona sy ny fitohizan'ny valanaretina kitrotro.