EDITO

Afrika Atsimo
Voatonon’ny komisionina iray manadiady momba raharaha-na kolikoly ny filoha teo aloha Jacob Zuma, ary niatrika ny fanontanian’ny polisy ny sabotsy 2 febroary 2019 teo tao Johannesburg.