EDITO

Iran
Nanambara ny minisitry ny Fiarovana iraniana Amir Hatami ny sabotsy 2 febroary fa nahitam-pahombiazana ny fanandramana natao tamin-na « missile de croisière » iray, izay tafatody mihoatra ny 1350 kilaometatra.