EDITO

« Gilets jaunes »
Natokana ho fahatsiarovana ireo voan’ny herisetran’ny mpitandro filaminana ny andro faha-12-n'ny hetsika, izay nahavory olona maro ny sabotsy 2 febroary 2019 teo tany Bordeaux, Toulouse ary Valence.