EDITO

Firotsahana vato nahafatesana olona
Nisy vatobe nilatsaka indray ny alahady 3 fevrie 2019 avy teny ambanin’ny Lapan’ i Manjakamiadana, eo Ambanin’ Ampamarinana anio, ka nahafaty olona 4.