EDITO

Fifandraisan’ny samy firenena :
Michaël Peter Pelletier no ambasadaoro amerikana vaovao hiandraikitra an’i Madagasikara sy ny Union des Comores.